feonydemokrasia

𝐅𝐈𝐀𝐑𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐕𝐀𝐑𝐈𝐑𝐀: 𝐇𝐀𝐓𝐒𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐎𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐙𝐘 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐀𝐍𝐊𝐈𝐙𝐘 𝐇𝐎𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀

Posted by - mai 31, 2026
Manamafy ny ady amin’ny fanapahan-doha sy ny fiarovana ny ankizy marefo ny fitondrana Mihamafy hatrany ny ahiahy sy ny tebitebin’ny mponina manoloana ny fitomboan’ireo tranga fanapahan-doha mahakasika ireo ankizy varira…
Read More

MORIS MADA BUSINESS CONNECT:

Posted by - mai 29, 2026
« Efa an-taonany maro no nisian’ny fifandraisana ara-barotra sy ara-toekarena teo amin’i Madagasikara sy Maorisy. Hatramin’izay anefa dia tsy nisy rafitra na « structure » ara-dalàna kokoa nampifandray ireo mpisehatra ara-barotra eo amin’i…
Read More

𝐓𝐎𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 : 𝐕𝐎𝐑𝐘 𝐌𝐀𝐑𝐎 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐍𝐎 𝐒𝐈𝐋𝐀𝐌𝐎 𝐍𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 “𝐄𝐈𝐃 𝐀𝐋-𝐀𝐃𝐇𝐀” 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐆𝐘𝐌𝐍𝐀𝐒𝐄 𝐀𝐑𝐄𝐍𝐀

Posted by - mai 27, 2026
Nanamarika ny iray amin’ireo fety lehibe eo amin’ny finoana silamo ny mpino silamo tao Toamasina tamin’ny alalan’ny fotoam-bavaka niarahan’izy ireo nanao tao amin’ny Gymnase Arena. Vory maro ireo mpino tonga…
Read More

𝗠𝗢̂𝗧𝗢̂ : 𝗠𝗕𝗢𝗟𝗔 𝗧𝗦𝗬 𝗛𝗔𝗠𝗣𝗜𝗛𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗜𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗟𝗔𝗟𝗔̂𝗡𝗔 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢 𝗠𝗢𝗠𝗕𝗔 𝗡𝗬 𝗣𝗘𝗥𝗠𝗜𝗦 𝗦𝗬 𝗖𝗔𝗥𝗧𝗘 𝗚𝗥𝗜𝗦𝗘

Posted by - mai 26, 2026
Nitondra fanazavana ofisialy ny Agence des Transports Terrestres (ATT) fa mbola tsy hampiharina amin’izao fotoana izao ireo lalàna vaovao mahakasika ny permis sy carte grise ho an’ny môtô eto Madagasikara.…
Read More

𝗘𝗩𝗘𝗥𝗘𝗦𝗧 : 𝗠𝗜𝗛𝗢𝗙𝗔𝗛𝗢𝗙𝗔 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗠𝗣𝗢𝗡’𝗜𝗭𝗔𝗢 𝗧𝗢𝗡𝗧𝗢𝗟𝗢 𝗜𝗭𝗔𝗢 𝗡𝗬 𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬

Posted by - mai 26, 2026
Tafapetraka eny an-tampon’ny tendrombohitra Everest, avo indrindra eran-tany, ny sainam-pirenena Malagasy, vokatry ny ezaka sy fahavononan’ny fianakaviana malagasy #Bouka. Zava-bita lehibe izay mitondra hambom-po ho an’i Madagasikara manontolo no tratra…
Read More