ANTSO HO AMINโNY VAVAKA HO ANโNY FIRENENA
Miantso ny olom-pirenena rehetra ny FFKM mba hiray fo sy hitondra am-bavaka ny firenena, ary indrindra ireo mpiray tanindrazana niharam-boina…
Read More
NY VAOVAO ANDROANY | VAOVAO MARINA, VOAMARINA, AZO AMARININA
ANTSO HO AMINโNY VAVAKA HO ANโNY FIRENENA
Miantso ny olom-pirenena rehetra ny FFKM mba hiray fo sy hitondra am-bavaka ny firenena, ary indrindra ireo mpiray tanindrazana niharam-boina sy mandalo fotoan-tsarotra. Hotanterahina rahampitso eo aminโny Parvis Analakely izany fotoana iraisam-bavaka izany. Aoka isika hiara-hientana, satria ny vavaka sy ny firaisankina no hery lehibe entina miatrika ny fahoriana.
VAOVAO POLITIKA
Fanatanjahan-tena
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ : ๐ญ๐จ๐ง๐ ๐ ๐ก๐๐ง๐จ๐ญ๐ซ๐จ๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ค๐๐จ๐ง๐๐ง๐๐จ๐ก๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐จ๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ฅ๐๐ข๐ง ๐๐ฬ๐ฌ๐ข๐ซ๐ฬ ๐๐๐ฌ๐๐ฆ๐๐๐ง๐ฒ
Nigadona teto Antsiranana ny marainanโity andro ity ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Atoa Alain Dรฉsirรฉ…
Read More
Fiaraha-monina
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ : ๐๐ข๐๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ก๐๐ซ๐ข๐ฌ๐๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐๐ค๐๐ง๐ ๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐๐ฅ๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ง๐ค๐๐ง๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐จ๐ซ๐ข๐ง๐๐ฌ๐ ๐๐๐
Nisy ny hetsika fitakiana nataonโireo mponina avy ao Andranokana, izay mitaky ny zony aminโny raharaha mahakasika ny fandoavana ny anjara…
Read More




