AMBOHIJANAKA: 15 TAONA NANAMAINTISANA NY TANY, VAO NIPOITRA NY NILAZA HO NANAOVANA AZY HO ANTOKA
Niteraka olana ara-tany goavana tao amin’ny Kaominina Ambohijanaka ny raharaha iray, rehefa tany efa novidiana sy nokarakaraina ary nanorenana trano nandritra ny 15 taona no voalaza fa efa nataon’ny tompony…
Read More