Nanao hetsika fanoherana sy nitondra sorabaventy teny Ambodifasina, kaominina Ambatolampy Tsimahafotsy, ny solontenanโny fokonolona, ho fanehoana ny ahiahiny momba ny raharaha adin-tany iray eny an-toerana. Mangataka fanazavana mazava sy mangarahara aminโireo manampahefana mahefa izy ireo.
ยซ M๐h๐t๐จk๐ฒ ๐n๐o i๐ณa๐กa๐ฒ, A๐งd๐ซi๐m๐t๐จa F๐ขl๐จh๐ ๐i๐h๐e๐ฅ ๐a๐งd๐ซi๐n๐ขr๐ขn๐ ยป, ยซ ๐s๐ฒ ๐k๐n๐ ๐งy f๐n๐ a๐ฅa๐ซa๐งa t๐ฌy a๐ซa-d๐ซa๐ซi๐งy n๐ฒ ๐ญa๐งi๐งd๐ซa๐ณa๐งa๐ฒ ยป, ยซ ๐ผ๐ซ๐ค๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐๐ง๐๐๐๐ง๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐๐ฉ๐ฎ ๐ง๐๐๐๐ง๐๐๐ ๐๐ฉ๐ฎ ยป ary ยซ ๐๐ณ๐ฎ ๐ฏ๐ฒ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ ๐ป๐ผ ๐๐ฒ๐๐ผ ยป, no isanโireo hafatra hita taminโny sorabaventy nentinโireo mpandray anjara taminโilay hetsika.
Nandritra izany dia maro ireo solontenanโny fokonolona nijoro vavolombelona sy nitantara ny fahafantarany ny tantaranโilay tany. Araka ny fanazavanโizy ireo, efa ho 36 taona no nipetrahanโireo olona milaza ho tomponโny toerana teny an-toerana.
ยซ ๐๐๐ ๐ก๐จ ๐๐ ๐ญ๐๐จ๐ง๐ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐ง-๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐ง๐จ ๐ญ๐๐ญ๐จ. ๐๐๐ ๐ ๐๐ง๐๐๐ ๐ข๐ณ๐๐ก๐๐ฒ ๐ญ๐๐ญ๐ฒฬ ๐๐จ๐ซ๐ข๐๐ง๐ ๐๐ ๐ง๐ข๐ฌ๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ฏ๐๐จ๐ฏ๐๐จ ๐ฏ๐จ๐๐ฅ๐๐ณ๐ ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐๐ ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐งโ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐ฒ, ๐ค๐๐ง๐๐๐ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ง๐ญ๐๐ญ๐ซ๐๐ฒ ๐๐ค๐จ๐ซ๐ฒ ๐ก๐จ๐ ๐ข๐ณ๐ ๐ง๐จ ๐ง๐ข๐ฏ๐๐ซ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐ญ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ข๐ณ๐ ยป, hoy ny fanazavanโny iray taminโireo fokonolona nijoro vavolombelona.
Mitaky ny hampahafantarana aminโny fomba mazava ny antontan-taratasy sy ny dingana narahina momba ilay tany ireo olona voakasika. Nambaranโizy ireo fa mila hazavaina ny niandohanโny fitakiana ny fananan-tany sy ny maha-ara-dalร na ireo fepetra efa noraisina.
Araka ny fanazavanโny mpiaro azy ireo, dia avy aminโny didy maika na ordonnance de rรฉfรฉrรฉ ny fandroahana voalaza fa natao. Nomarihiny anefa fa efa nampiakarinโizy ireo fitsarana ilay didy ary mbola mitohy ny dingana ara-pitsarana.
ยซ ๐๐๐ ๐ง๐๐ง๐๐จ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐๐ค๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ข๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐๐ ๐ข๐ฅ๐๐ฒ ๐จ๐ซ๐๐จ๐ง๐ง๐๐ง๐๐ ๐ข๐ณ๐๐ก๐๐ฒ. ๐๐๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐๐ก๐ ๐๐ฏ๐จ๐ค๐จ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ ๐๐ง๐ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐ก๐ข๐๐ซ๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ณ๐จ๐งโ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ฆ๐ข๐ฅ๐๐ณ๐ ๐ก๐จ ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐งโ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐ข๐ญ๐๐ค๐ข๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ง๐ ๐๐ซ๐๐ก๐๐ซ๐ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ข๐ญ๐ฒ ๐ซ๐๐ก๐๐ซ๐๐ก๐ ๐ข๐ญ๐ฒ ยป, ๐ก๐จ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ณ๐๐ฏ๐๐ง๐ฒ.
Mbola tsy fantatra kosa hatreto ny fanazavanโny ankilany sy ny valin-teny ofisialinโireo manampahefana voakasika. Noho izany, mbola eo am-pelatananโny fitsarana ny fandinihana ny antontan-taratasy sy ny famaritana izay tena tompon-jo ara-dalร na aminโilay tany. Andrasana ny fanazavana ofisialy sy ny tohiny aminโny fizotry ny raharaha.




