๐—•๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜‡๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜†

12 0
๐—–๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฒ ๐—ข๐—ฝ๐—ฒฬ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—น ๐—”๐—ป๐˜๐—ถ-๐—˜๐—ป๐—น๐—ฒฬ€๐˜ƒ๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ ๐—ง๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎฬ€๐—ป๐—ฎ : ๐—•๐—ฒ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜‡๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜†
๐Ÿ“Œ Ho fanamafisana ny ady aminโ€™ny fahaverezanโ€™olona, dia nanara-maso ny fizotranโ€™ny asa tao aminโ€™ny ยซ Centre Opรฉrationnel Anti-Enlรจvement ยป, ao aminโ€™ny Kaomisaria Foibe Tsaralalร na,ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur Gรฉnรฉral de Police ERICK MICHEL, ny Alatsinainy 13 Jolay 2026 lasa teo, niaraka taminโ€™ireo tomponโ€™andraikitra ambony eo anivonโ€™ny Minisiteranโ€™ny Filaminam-bahoaka.
๐Ÿ“Œ Nandritra izany fitsidihana dia nankasitraka sy nanara-maso ny fandrosoanโ€™ny asa ary ny fomba fiasanโ€™ity foibe ity ny Minisitra.
Araka ny tatitra azo, dia nahitana fahombiazana ny asa satria maro ireo zaza voalaza fa very no tafaverina soa aman-tsara eo anivonโ€™ny fianakaviany, vokatry ny ezaka nataonโ€™ny mpitandro filaminana sy ny fiaraha-miasanโ€™ireo sampan-draharaha rehetra voakasika, indrindra ny fanampianโ€™ireo olona tsara sitrapo.
๐Ÿ“Œ Ity ivon-toerana ity dia tafiditra ao anatinโ€™ny politika tanterahinโ€™ny Praiminisitra Mamitiana RAJAONARISON, izay napetraky ny Filohanโ€™ny Fanavaozana, ka mikendry ny hamaly haingana ny filanโ€™ny vahoaka Malagasy sy ny fanatanterahana ny tetikasanโ€™ny Fanavaozana.

Related Post

Fรฉdรฉration Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - dรฉcembre 17, 2023 0
๐…๐žฬ๐๐žฬ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐๐ž ๐Š๐ฎ๐ง๐ -๐…๐ฎ ๐–๐ข๐ฌ๐š — 15 dรฉcembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina…