Mahajanga: Delegasionina mafonja no hita nanaraka ny filohan’ny fanavaozana ny Repobliakan’i Madagasikara omaly.
Efa nigadona tao amin’ny renivohitry ny faritra Boeny omaly hariva ny filohan’ny fanavaozana ny Repobliakan’i Madagasikara ny Kolonely Michaël Randrianirina sy ny vadiny. Hita niara-dia tamin’izy ireo ihany koa ny…
Read More