REDD+ : Nahazo famatsiam-bola 39,56 miliara Ariary i Madagasikara noho ny ezaka fiarovana ny ala
Nahazo ny famatsiam-bola voalohany mitentina 39,56 miliara Ariary i Madagasikara, vokatry ny fivarotana ireo crรฉdits carbone REDD+, izay mifandraika amin’ny ezaka natao tamin’ny fampihenana ny fandripahana ala sy ny fiarovana…
Read More