Nanatanteraka hetsika ยซย ๐๐๐ซ๐๐ฏ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ข๐ฌ๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ย ยป ny Fitaleovam-paritry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany Menabe androany valo Jolay 2026 , hetsika natao handraisana sy hamahana mivantana ireo fitarainana sy olana sedrain’ny olom-pirenena momba ny fananan-tany, ny fanajariana ny tany ary ny fandrefesan-tany.
Araka ny fanazavan’ny ๐๐๐ฅ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ญ๐๐ฅ๐๐จ๐ฏ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐
๐๐ง๐๐ฃ๐๐ซ๐ข๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐๐ซ๐๐ก๐๐ง-๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐๐, ๐๐ง๐๐ซ๐ข๐๐ฆ๐๐ญ๐จ๐ ๐๐๐ฌ๐๐๐ข๐ฆ๐๐ก๐๐๐ ๐๐ฌ๐ข๐ฆ๐ข๐ก๐๐๐จ, dia fanatanterahana ny toromarika napetraky ny ๐๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ฏ๐๐จ๐ณ๐๐ง๐ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐๐ฅ ๐๐ข๐๐ก๐๐ฬ๐ฅ ๐๐๐ง๐๐ซ๐ข๐๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐,ย nandritra ny diany teto Morondava, no anton’ity hetsika ity.
Nambarany fa tsy hijanona eto amin’ny renivohi-paritra ny asa, fa hotanterahina ๐ข๐ฌ๐๐ฆ-๐๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ny varavarana misokatra. Ankoatra izany dia hisy ๐๐ข๐๐ข๐ง๐๐ง๐ ๐ข๐๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ any amin’ireo distrika dimy mandrafitra ny Faritra Menabe, izay hanomboka ny ๐๐ ๐๐จ๐ฅ๐๐ฒ ๐๐๐๐, mba hanakaikezana bebe kokoa ny vahoaka.
Mandritra ireo fidinana ireo dia hiasa eny ifotony ireo teknisianina sy tompon’andraikitra amin’ny fanatanterahana ny fiarovana ny tanim-panjakana, ny fanaovana ๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐จ๐ง๐๐ข๐๐ซ ๐๐๐จ๐๐, ny fanentanana momba ny lalร na mifehy ny fananan-tany ary ny famahana avy hatrany ireo olana sedrain’ny mponina.
Nohamafisin’Andriamatoa Rasedimahefa Tsimihebo fa ny ๐๐ข๐๐ข๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ง๐ฒ ๐ข๐๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ no fomba mahomby indrindra hamahana ny olan’ny fananan-tany, satria maro amin’ireo olana no sarotra voavaha raha miandry ny fahatongavan’ny olona eny amin’ny biraom-panjakana.
Anisan’ireo olana voaray nandritra ity varavarana misokatra ity ny ๐๐ข๐๐จ๐๐จ๐๐ง๐ ๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐๐๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐, ny fanelingelenana amin’ny dingana fanaovana titre, ny tsy fahampian’ny fahalalan’ny olona ny lalร na ka ahafahan’ny hafa manararaotra ny fananany, ary koa ireo raharaha momba ny tany efa tonga eny amin’ny fitsarana.
Araka ny nambaran’ny Talem-paritra dia ny ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ก๐๐๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐๐ฅ๐ฬ๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐๐๐ก๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ง๐๐ง-๐ญ๐๐ง๐ฒ sy ny ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ง๐จ๐ซ๐๐ญ๐๐ง๐ ๐๐ซ๐-๐๐๐ฅ๐ฬ๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐ข๐ง๐ฒย no isan’ny fototry ny fifandirana maro. Noho izany dia hamafisina ny fanentanana ny vahoaka hanao ๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐จ๐ง๐๐ข๐๐ซ, ๐๐๐๐๐ฌ๐ญ๐ซ๐, ary ๐ค๐๐ซ๐๐ง-๐ญ๐๐ง๐ฒ, izay heverina ho antoka lehibe hiarovana ny zon’ny tompon-tany sy hampihenana ny ady tany.
Ny tanjon’ny Fitaleovam-paritra amin’ity fandaharanasa ity dia ny hanakaiky kokoa ny vahoaka, hanatsara ny kalitaon’ny tolotra omena ary hampihena ireo olana mifandraika amin’ny fananan-tany manerana ny Faritra Menabe.
Afa-po sy nankasitraka izao hetsika izao moa ireo tonga niatrika ity Varavarana misokatra ity ary nilaza izy ireo fa raha izao no mitohy dia tsy hatahotra ny olona hamonjy biraom-panjakana ary tsy hisy intsony ny ady tany sy fibodoana tany.
โ๏ธRA PA




















