ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO ENY ANIVON’NY FONJA: NATOMBOKA NY FAMBOLENA HAZO FIHINAM-BOHO ENY ANIVON’NY CAMP PÉNAL. NISANTARANA IZANY NY AO ANTSIRABE.
Sabotsy faha – 23 Marsa 2024. Camp Pénal Mahandraza, Andranomanelatra Antsirabe faha II, tany mirefy 1ha no nambolena hazo fihinam-boho miisa 300 fototra. Paoma 50, poara 50, paiso…
Read More