π₯ ANKILIMALINIKY, TOLIARA 2:TSY MANAIKY NY FITRANDRAHANA FASY MAINTY IREO VAHOAKA AO ANATIN’NY KOMININA MARO VOAKASIKA.
π₯ Milahatra manao dia be manamorona ny lalam-pirenena faha 9 iny ireo vahoaka ao anatin’ny Kominin’i Ankilimalinike, Milenake, Ankililoake ary Belalanda, manohitra ny fitrandrahana Fasy mainty izay trandrahan’ny Base Toliara.…
Read More