CR Amboditandroho : Ny ankamaroan’ny mponina ao antoerana dia mivelona amin’ny Jono.

520 0
CR Amboditandroho :
 
Ny ankamaroan’ny mponina ao antoerana dia mivelona amin’ny Jono.
 
Nametraka fanamby ny Talem-paritry ny Jono Atsinanana Atoa Raharimandimby Simon fa hohatsaraina ny fahaiza-manaon’ireo mpanjono mba ho matianina amin’ny fomba fiasany izy ireo.
 
Niisa 486 ireo nisitraka fampiofanana mahakasika ny teknikam-panjonoana maoderina tao amin’ny CR Amboditandroho,Distrikan’ny Toamasina Faharoa.
 
Marihina fa izao no tontosa dia nohon’ny fiaraha-miasa tamin’ny mpiara-miombon’antoka.
 
Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

𝐓𝐎𝐋𝐈𝐀𝐑𝐀 – 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐎𝐇𝐀 𝐇𝐎 𝐅𝐀𝐌𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐎𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐋𝐄𝐌𝐀𝐍𝐀.

Posted by - avril 11, 2025 0
𝐓𝐎𝐋𝐈𝐀𝐑𝐀 – 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐎𝐇𝐀 𝐇𝐎 𝐅𝐀𝐌𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐎𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐋𝐄𝐌𝐀𝐍𝐀. Ny lehiben’ny Governemanta NTSAY Christian no mitarika ny delegasionina aty Toliara.…