Antenimieram-pirenena | tontosa ny famindram-pahefana

406 0
Assemblée nationale.
Tontosa ny Passation ety amin ny antenimiera ary ny zokiolona indrindra ao anatin ny birao maharitra no mandray ny toerana
 
Arahabaina Ny honorable jean jacques Rabenirina .
Misaotra tamin ny vita rehetra PAN vehivavy voalohany nitantana an iry andrim panjakana ity ary voafidy 100% ho teo amin izany toerana izany ( tsy asiako resaka ny ambiny fa aleo indray ny vahiaka hifidy izay hisolo vava azy.
Ataovy amin ny ara dalàna izay atao rehetra ary matahora an Andriamanitra.
Merci PAN
 
©️ 📷:Paul Bert Rossy Rahasimanana

Related Post

FAMPIELEZAN-KEVITRA 𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐈𝐇𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀

Posted by - mai 10, 2024 0
𝐄𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐥𝐚𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐬𝐨𝐥𝐨𝐦𝐛𝐚𝐯𝐚𝐦𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐃𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐧𝐢𝐡𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐤𝐨𝐦𝐢𝐧𝐢𝐧𝐚 19 𝐓𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐨𝐚 𝐧𝐨 𝐡𝐢𝐟𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚,…