feonydemokrasia
Nitsidika ny Centre de Formation Professionnelle tao Tsivory ny Governoran’ny Faritra Anôsy
AMBOASARY SUD (TSIVORY). Nitsidika ny Centre de Formation Professionnelle tao Tsivory ny Governoran’ny Faritra Anôsy, Ramatoa Voahary RAKOTOVELOMANANTSOA, izay notronin’ireo manampahefana maro izay nahitana ny Talem-paritrin’ny Fampianarana Teknika sy…
Read More
AMBOHIMANGAKELY | FIKAMBANANA OVAINTSIKA NY TANANA
Androany, 29 Martsa 2024, tetsy amin’ny efitrano Malalaky ny Mada Hotel Ambohimangakely no nifanao fotoana hanao fihaonana sy hifampitafatafa ary indrindra fa ho fifampiarabana samy eo amin’ny Mpikambana ny Fikambanana…
Read More
FANOLORANA MARI-PAHAIZANA IREO VEHIVAVY VOAFONJA AO ANTANIMORA
Ny faha 28 martsa 2024, dia tonga teto amin’ny fonjan’Antanimora ny Talen’ny Agence Française de Développement, ny Tale jeneralin’ny Fandraharahana ny Fonja, izay nisolo-tena an-dRamatoa Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny…
Read More
𝐅𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐥𝐨-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝟐𝟗 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟏𝟗𝟒𝟕 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐨𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚
« 𝐅𝐈𝐓𝐈𝐀𝐕𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐎 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎𝐀𝐍𝐀 » 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐥𝐨-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝟐𝟗 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟏𝟗𝟒𝟕 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐨𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚 Ny Minisitry ny fiarovam-pirenena no nitarika ny hetsika fankalazana ny fanamarihana ny faha 77 taonan’ny fahatsiarovana ny…
Read More
𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐅𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐓𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐒𝐘 𝐊𝐀 𝐍𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐓𝐄𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐄𝐇𝐈𝐕𝐀𝐕𝐘 𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐓𝐎𝐋𝐈𝐀𝐑𝐀
𝗢𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗲𝗻𝗶𝗻𝗮(06) 𝗻𝗼 𝘃𝗼𝗮𝘀𝗮𝗺𝗯𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘇𝗮𝗻𝗱𝗮𝗿𝗶𝗺𝗮𝗿𝗶𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮, 𝘃𝗼𝗮𝗿𝗼𝗵𝗶𝗿𝗼𝗵𝘆 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗳𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗺-𝗯𝗮𝘀𝘆 𝘁𝗮𝗼 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 𝗧𝘀𝗶𝗮𝗻𝗮𝗹𝗼𝗸𝗲 𝗸𝗮 𝗻𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝘁𝗲𝘀𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗲𝗵𝗶𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗶𝗿𝗮𝘆. 𝗧𝗮𝗼𝗿𝗶𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗸𝗮𝗿𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗻𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗹𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗼𝘃𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗮𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗺𝗽𝘆 𝗯𝗮𝗹𝗮 𝗮𝗿𝘆…
Read More
DISTRIKAN’NY SOANIERANA-IVONGO | BETSAKA NY FIAKARAN’NY RANO NANOMBOKA NY 24 MARSA 2024.
Saika ireo toerana hiva sy misy lakandrano no tena nahitana rano miakatra ary tafiditra anaty trano ; misy ihany koa ny biraompanjakana izay mididrano avy amin’ny tafo ,Toy ny Fokontany…
Read More
TOAMASINA | Ho hentitra ny fanaraha-maso ny fifamoivoizana ankatok’izao fetin’ny Paska izao.
👉Nidina ifotony nanao fanentanana sy fampahatsiahivana mahakasika ny lalàna mifehy ny fifampivoizana eny amin’ny Gare Routière ny Polisim-pirenena. « Ny tanjona dia mba hampihena ny lozam-pifamoivoizana. 👉Handraisana fepetra ireo tsy manaradalàna(…
Read More
𝐁𝐄𝐓𝐑𝐎𝐊𝐀 (𝐈𝐒𝐎𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀) 𝐅𝐋𝐌𝐒𝐏𝐀𝐁.
Komitin’ny Synodam-paritany Andriry Betroka na KSPAB faha-17 notanterahina tao amin’ny FLM Ziona Isoanala ny 19-24 Marsa 2024. Ny teny faneva dia ny hoe: « Mahatoky Ilay miantso anareo sady Izy…
Read More