๐€๐๐“๐’๐ˆ๐‘๐€๐๐€๐๐€ : ๐ญ๐จ๐ง๐ ๐š ๐ก๐š๐ง๐จ๐ญ๐ซ๐จ๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ค๐š๐จ๐ง๐š๐ง๐๐จ๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐จ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐€๐ฅ๐š๐ข๐ง ๐ƒ๐žฬ๐ฌ๐ข๐ซ๐žฬ ๐‘๐š๐ฌ๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐ฒ

194 0
Nigadona teto Antsiranana ny marainanโ€™ity andro ity ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Atoa Alain Dรฉsirรฉ Rasambany, hanotrona ny fikaonandoham-paritry ny tanora hotanterahina eto an-toerana.
Araka ny vaovao voaray, hotontosaina rahampitso Zoma 19 Jona 2026, eto Antsiranana, ity fikaonandoham-paritra natokana ho anโ€™ny tanora ity. Sehatra iray andrasana hifanakalozan-kevitra sy handinihana ireo olana, filร na ary vinanโ€™ny tanora eo anivonโ€™ny faritra izy io.
Nialoha izany, nisy ny fihaonana mivantana nataonโ€™ny Minisitra taminโ€™ireo tanora, ny tolakandro teo. Fotoana nahafahanโ€™izy ireo nifampiresaka sy nifampizara hevitra momba ny andraikitry ny tanora aminโ€™ny fampandrosoana, ary ny fanohanana tokony homena azy ireo aminโ€™ny sehatra samihafa.
Zava-dehibe ity hetsika ity satria manome sehatra hihainoana ny feonโ€™ny tanora sy hampandraisana anjara azy ireo aminโ€™ny fanapahan-kevitra mikasika ny hoaviny. Antenaina fa hiteraka tolo-kevitra azo tanterahina sy vahaolana mifanaraka aminโ€™ny zava-misy iainanโ€™ny tanora eto Antsiranana izany.
โœ๏ธ Sela Fanambarana

Related Post

Mandritsara, mitohy ny ezaka fanarenana ny tontolo iainana

Posted by - juin 5, 2024 0
๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š – ๐Œ๐ข๐ญ๐จ๐ก๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ž๐ณ๐š๐ค๐š ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ซ๐ž๐ง๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ง๐ญ๐จ๐ฅ๐จ ๐ข๐š๐ข๐ง๐š๐ง๐š (๐‘ฏ๐’‚๐’Ž๐’†๐’•๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’†๐’•๐’Š๐’Œ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’Š๐’‚๐’“๐’๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’๐’๐’•๐’๐’๐’ ๐’Š๐’‚๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’ ๐‘ด๐’‚๐’“๐’๐’•๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’๐’, ๐’Ž๐’Š๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’•๐’†๐’•๐’Š-๐’ƒ๐’๐’๐’‚ ๐’๐’‚๐’‘๐’†๐’•๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚…