VCD Piraty 5 000 sy Boky Hosoka Nodoran’ny Manampahefana tao Antehiroka
Antehiroka — VCD mirakitra horonan-tsary piraty miisa 5 000, boky sandoka 15, ary fitaovan-tserasera ampiasaina amin’ny fanaovana kopia an-tsokosoko no nodoran’ny manampahefana tao amin’ny fokontany Morondava, Kaominina Antehiroka. Ireo entana…
Read More