feonydemokrasia

Depioté Haja Dinah | nanampy ny voafonja ao Toamasina

Posted by - février 22, 2026
𝐃𝐄𝐏𝐈𝐎𝐓𝐄́ 𝐇𝐀𝐉𝐀 𝐃𝐈𝐍𝐀𝐇 𝐒𝐘 𝐌𝐀𝐃𝐌𝐀𝐗 : 𝐍𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐍𝐉𝐀 𝐒𝐘 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐕𝐎𝐀𝐅𝐎𝐍𝐉𝐀 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐋𝐀𝐓𝐀𝐕𝐎𝐀𝐇𝐀𝐍𝐆𝐘 𝐓𝐎𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 Nitohy tao amin’ny fonjan’ Ambalatavoahangy ao Toamasina ny hetsika fanampiana notanterahin’i…
Read More

𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 – 𝐅𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐳𝐚𝐧𝐚𝐤’𝐢 𝐕𝐚𝐭𝐨𝐯𝐚𝐯𝐲 : 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐤𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐭𝐨𝐚 𝐇𝐚𝐣𝐚 𝐃𝐢𝐧𝐚𝐡

Posted by - février 22, 2026
Tonga nitsidika ireo mpianatra zanak’i Vatovavy mianatra ao amin’ny Oniversite Barikadimy, eto Toamasina, ny Solombavambahoaka voafidy tao Ifanadiana, Atoa Haja Dinah, nandritra ny fitsidihana nataony tato an-drenivohitr’i Atsinanana. Tamin’izany no…
Read More

𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 : 𝐍𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐫𝐚-𝐛𝐨𝐢𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐫𝐢𝐯𝐨-𝐝𝐨𝐳𝐚 𝐆𝐞𝐳𝐚𝐧𝐢 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐨 HVM Foibe Madagasikara

Posted by - février 20, 2026
Tonga teto Toamasina androany ny solontenan’ny Hery Vaovaon’i Madagasikara (HVM) nanatitra fanampiana ho an’ireo fianakaviana niharam-boina vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza Gezani, izay nandrava sy nampikorosy fahana ny faritra maro teto…
Read More

𝗠𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔-𝟮𝟬 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗘𝗦𝗜𝗔

Posted by - février 19, 2026
𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐆𝐀𝐙𝐄𝐓𝐘 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨, 𝟏𝟖 𝐅𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 𝟮𝟬 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗔𝗡𝗢𝗠𝗣𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗦𝗔: 𝗠𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔-𝟮𝟬 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗘𝗦𝗜𝗔 Niorina tamin’ny taona 2006 rehefa nahazo ny fankatoavana ara-panjakana,…
Read More

𝗙𝗜𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡-𝗞𝗜𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗜 𝗧𝗢𝗔𝗠𝗔𝗦𝗜𝗡𝗔 : 𝗠𝗣𝗜𝗦𝗘𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗛𝗔𝗜𝗡𝗢 𝗩𝗔𝗞𝗬 𝗝𝗘𝗥𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗬, 𝗡𝗜𝗧𝗢𝗡𝗗𝗥𝗔 𝗧𝗢𝗟𝗢-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔

Posted by - février 19, 2026
Anisan’ireo nandray anjara tamin’ny hetsika tolo-tanana ho fanampiana an’i Toamasina manoloana ny voina nateraky ny rivodoza Gezani ihany koa ny mpisehatra amin’ny haino aman-jery eto Mananjary, notarihin-dRtoa Talem-paritry ny Serasera…
Read More

𝐕𝐎𝐕𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐅𝐑 | 𝐌𝐢𝐣𝐨𝐫𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐈𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 ny 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚

Posted by - février 16, 2026
Ny zoma 13 febroary 2026 lasa teo no nambaran’ny fomba ofisialy teo anatrehan’ny mpanao gazety ny fisian’ny vovonana 𝑰𝑭𝑹 (𝑰𝒗𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑹𝒆𝒑𝒐𝒃𝒍𝒊𝒌𝒂). Fihaonana natao hampahafantarana ny rafitra sy ny…
Read More

𝐕𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐀𝐟𝐫𝐢𝐤𝐚𝐧𝐚 : 𝐕𝐨𝐚𝐟𝐢𝐝𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔, 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐥𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐦𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚

Posted by - février 14, 2026
Addis Ababa, Etiopia – Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny foiben’ny African Union (AU) ny fivoriana faha-39 an’ireo Filoham-panjakana sy Governemanta afrikanina. Fivoriana naharitra roa andro izy ity, nitondra hafatra…
Read More

𝐅𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐁𝐮𝐫𝐤𝐢𝐧𝐚 𝐅𝐚𝐬𝐨 – 𝐑𝐨𝐬𝐢𝐚 : 𝐦𝐢𝐫𝐨𝐬𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐭𝐫𝐚𝐭𝐞𝐣𝐢𝐤𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨

Posted by - février 14, 2026
Moscou, 13 Febroary 2026 – Nisy dingana lehibe noraisina teo amin’ny fifandraisan’i Burkina Faso sy ny Federasiona Rosiana. Nosoniavina tany Moscou ny 12 Febroary teo ny fifanarahana mamorona Vaomiera iraisan’ny…
Read More