Antsirabe | Fahatsiarovana ny 29 Marsa 1947.
29 Marsa 1947-29 Marsa 2026. Feno 79 taona ny tolom- panafahana ho an’ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara. Nisy ny lanonam- pahatsiarovana nanamarihana izany ny alahady 29 marsa 2026 manoloana ny Gara eto…
Read More