๐‡๐š๐ญ๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ค๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐จ ๐ž๐ฅ๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐จ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ž๐ญ๐ž๐ณ๐š๐š ๐Ÿ๐ข๐๐ข๐ซ๐š๐ง๐š ๐š๐จ ๐Œ๐จ๐ซ๐š๐Ÿ๐ž๐ง๐จ๐›๐ž.

183 0
โžก๏ธ Tonga soa aman-tsara eto Morafenobe ireo fitaovana izay hanamboatana ny Radia tapaka efa an-taonany maro izay nampikaikaika ny vahoakan’i Morafenobe hatramin’izay, ary efa havadika TETEZANA ilay Radia amin’izao fotoana izao.
โžก๏ธ Raha tsiahivina dia efa tany amin’ny 17 Fรฉvrier 2023 no naha tapaka tanteraka izany Radia izany ka isan’ny manahirana ny mponina sy ireo mpitatitra isakin’ny fahavaratra nohon’ny fiakaran’ny rano.
โžก๏ธ Efa niomana ho eo amin’ny fitondrana nandritrin’ny taona maro ity Solombavam-bahoaka ity ary tena mahatsapa ny mangififiry amin’ny vahoaka fa tsy taitaitra ny mba hanandrana anao politika sy hanasoa , koa tsy nananosarotra azy ny nikaroka vahaolana amin’ity asa goavambe ity izay hiarahany amin’ny Fitondram-panjakana sy ny Minisitrin’ny asa vaventy.

Related Post