π‡πšπ­π¨π¦π›π¨π€πš 𝐭𝐬𝐲 𝐑𝐨 𝐞π₯𝐚 𝐧𝐲 πŸπšπ§πšπ¦π›π¨πšπ«πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐞𝐳𝐚𝐚 𝐟𝐒𝐝𝐒𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐨 πŒπ¨π«πšπŸπžπ§π¨π›πž.

367 0
➑️ Tonga soa aman-tsara eto Morafenobe ireo fitaovana izay hanamboatana ny Radia tapaka efa an-taonany maro izay nampikaikaika ny vahoakan’i Morafenobe hatramin’izay, ary efa havadika TETEZANA ilay Radia amin’izao fotoana izao.
➑️ Raha tsiahivina dia efa tany amin’ny 17 FΓ©vrier 2023 no naha tapaka tanteraka izany Radia izany ka isan’ny manahirana ny mponina sy ireo mpitatitra isakin’ny fahavaratra nohon’ny fiakaran’ny rano.
➑️ Efa niomana ho eo amin’ny fitondrana nandritrin’ny taona maro ity Solombavam-bahoaka ity ary tena mahatsapa ny mangififiry amin’ny vahoaka fa tsy taitaitra ny mba hanandrana anao politika sy hanasoa , koa tsy nananosarotra azy ny nikaroka vahaolana amin’ity asa goavambe ity izay hiarahany amin’ny Fitondram-panjakana sy ny Minisitrin’ny asa vaventy.

Related Post

π…πˆπ‡π€ππ€π‡π€π`𝐍𝐘 π•πˆπ‡/π’πˆπƒπ€ π„π“πŽ πŒπ€ππƒπ‘πˆπ“π’π€π‘π€

Posted by - fΓ©vrier 20, 2024 0
π…πˆπ‡π€ππ€π‡π€π`𝐍𝐘 π•πˆπ‡/π’πˆπƒπ€ π„π“πŽ πŒπ€ππƒπ‘πˆπ“π’π€π‘π€ – 𝐍𝐒𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐫𝐒𝐀𝐚𝐬𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 π­π¨π¦π›πšπ§πš 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐞π₯πšπ›πžπ₯𝐚𝐫𝐚𝐧~𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 π¦π¨π¦π›πš 𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐒-𝐦𝐒𝐟𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐒𝐭𝐲  …