FITOKANANA EPP MANARA-PENITRA

441 0
Nandritra ny fandallovan’ny Filoha Andry Nirina RAJOELINA taty amin’ny Distrikan’ny Nosy Be Hell Ville dia tonga nitokana ny androany ny EPP manarapenitra eto amin’ny fokontany Djabala ny tenany iaraka tamin’ireo Minisitra Tompon’andraikitra.
Fantatra mpianatra manodidina ny 600 no zakan’ity foto-drafitr’asa vaovao ity ary manarapenitra tanteraka na ny fitaovana ampiasaina ao aminy aza. Tsy mena mitaha amin’ireo toeram-pampianarana manarapenitra efa natsangan’ny fitondrana manerana an’i Madagasikara.
Hita ato ny efitrano famakiam-boky, efitrano fisakafoana, efitrano natokana ho an’ny hay ara- informatique.
Voambara ombieny ombieny fa ny fitondram-panjakana dia manao fanamby ny hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana eto Madagasikara ary miainga any amin’ny fototra izany.
Nangonin’ Lay Mahitsy

Related Post

𝐍𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧`𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒚 𝑹𝒂𝒋𝒐𝒆𝒍𝒊𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝑺𝒐𝒍𝒐𝒎𝒃𝒂𝒗𝒂𝒎𝒃𝒂𝒉𝒐𝒂𝒌𝒂

Posted by - juillet 13, 2024 0
𝐍𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧`𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒚 𝑹𝒂𝒋𝒐𝒆𝒍𝒊𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝑺𝒐𝒍𝒐𝒎𝒃𝒂𝒗𝒂𝒎𝒃𝒂𝒉𝒐𝒂𝒌𝒂 – 𝗡𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗲𝗹𝗼 𝗵𝗼 𝘁𝗲𝗻𝗱𝗿𝗲𝗻𝗮 𝗣𝗿𝗮𝗶𝗺𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗶𝘇𝘆 𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼 « Hiaro anareo amin`ny…