๐“๐Ž๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€: ๐“๐ฌ๐ฒ ๐ง๐š๐ง๐š๐๐ข๐ง๐จ ๐š๐ง’๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ซ๐ž๐Ÿ๐จ ๐ง๐ฒ ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Œ๐ฉ๐จ๐ง๐ข๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ง-๐ค๐ข๐ง๐š ๐‘๐ญ๐จ๐š ๐€๐ฎ๐ซ๐žฬ๐ฅ๐ข๐ž ๐‘๐š๐ณ๐š๐Ÿ๐ข๐ง๐ฃ๐š๐ญ๐จ,๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ข๐ณ๐š๐จ ๐Ÿ๐š๐ง๐๐š๐ฅ๐จ๐ฏ๐š๐ง๐ฒ ๐ž๐ญ๐จ ๐“๐จ๐š๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐ง๐š ๐ข๐ณ๐š๐จ.

311 0

โœดTokatrano marefo miisa 410 no nahazo tohana ara-tsakafo androany, ka tao amin’ny CJST no nanolorana izany. Tsy hadino fa nahazo ny anjarany ihany koa ireo olona sahirana izay mipetraka any amin’ny citรฉ des indigรฉnes ao Ambohijafy.

โœดIzao hetsika izao dia tafiditra amin’ny fijerena ny lafiny maha olona,fa tsy hadinon’ny Ramatoa Minisitra ny nanentana ny tsirairay mba hanana toe-tsaina tia fivoarana, mba ahafahana manatsara ny fari-pianana.
โœดAnkatok’izao fidiran’ny mpianatra izao dia hiarahana mamaha ny olan’ireo olona tena sahirana eny anivon’ny Fokotany amin’ny fampidirana ny zanany an-tsekoly,ka izany dia iarahana miasa amin’ireo Tompon’andraikitry ny fanabeazam-pirenena.

โœด Rtoa Irmah Naharimamy , Filoha Lefitry ny Antenimieram-pirenena aty amin’ny Faritanin’ny Toamasina,dia nanolotra fisaorana ho an’ny Ministeran’ny mponina amin’ny ezaka ataon’izy ireo amin’ny fikarakarana ny olona sahirana. Nankasitrahany ihany koa ny Fitondram-panjร kana amin’ny fanomezana ny tosika Tsimbina satria maro ny vahoaka sahirana nisitraka izany ary tsy adino I Toamasina.
Nangonin’i Claudia

Related Post

ESTIIM’ MIZARA HAFALIANA

Posted by - dรฉcembre 19, 2023 0
  Hetsika iray manan-danja no nokarakarainโ€™ny mpianatra, session dโ€™รฉtรฉ, ao aminโ€™ny oniversitรฉ tsy miankina ESTIIM’ taona voalohany L1 aminโ€™ny taranja…

FANDAMINANA NY FIFAMOIVOIZANA

Posted by - juillet 2, 2024 0
Morondava Nidina ifotony nitondra fanetanana sy fampianarana ho an’ireo mpampiasa lalana ny avy eo anivon’ny polisim-pirenena Morondava manoloana ny fisian’ny…