MANAMPY NY FANJAKANA AMIN’NY FANAOVANA VONJY VOINA SY VONJY AINA NY CROIX ROUGE MALAGASY

326 0

Isany ireo faritra tsy afa-bela amin’ny vokatry ny fiovahovan’ny toetr’andro ny faritra Menabe isan-taona fa manamaivaan ny fihatrehana izany ny fisian’ny croix rouge eto Menabe satria manampy ny fanjakana amin’ny fisorohana ireo loza hateraky ny loza voajanahary ny croix rouge sady manampy amin’ny fihatrehana ny loza sy vonjy voina sy vonjy aina ka hery lehibe ho an’ny faritra ny fijoroan’ny croix rouge eto Menabe

Nangonon’i RA PA

Related Post

𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐎𝐙𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐅𝐀𝐌𝐎𝐈𝐕𝐎𝐈𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐋𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟕 – 𝐌𝐀𝐍𝐃𝐀𝐋𝐀𝐇𝐘

Posted by - janvier 14, 2024 0
𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐎𝐙𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐅𝐀𝐌𝐎𝐈𝐕𝐎𝐈𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐋𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟕 – 𝐌𝐀𝐍𝐃𝐀𝐋𝐀𝐇𝐘 — Taxi brousse mpitatitra olona avy any Ambositra hankany Fianarantsoa io atoandro…