π ππ¦π’π§ππ«ππ¦-π©π’πππ§πππ§ππ§π πππ¨ ππ§π’π―π¨π§βπ§π² ππ’π§π’π¬π’πππ«ππ§βπ§π² π π’πππππ«ππ§π
Nandray andraikitra vonjimaika ny Praiminisitra Ntsay Christian Tsy niandry ela ny famindram-pitantanana taorianβny fanesorana tampoka anβi Ramonjavelo ValΓ©ry, minisitry ny Fitaterana teo aloha Ny alinβny 29 Jolay 2025 no nivoaka…
Read More