π‡π’π‘πšπ¦πšπŸπ² 𝐧𝐲 𝐭𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧’𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐟𝐒𝐭𝐚𝐀𝐒𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π‘πžπ§π’π―π¨π‘π’π­π«’𝐒 𝐁𝐞𝐭𝐬𝐒𝐦𝐒𝐬𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚

264 0
Toamasina: hihamafy ny tolona hataon’ireo mpanao fitakiana rahampitso 13 octobre 2025, hoy ny solotenan’ireo KMT na KΓ΄mity Mandrindra ny tolona eto Toamasina ,raha nitafa tamin’ny mpanao gazety ny hariva teo.
β–ΆAnkoatra ireo GenZ sy GenY dia nanentana an’ireo olona niharan’ny tsindry hazolena vokatry ny kolikoly sy ny ady tany iz’ireo mba ho tonga eny amin’ny Stadium Barikadimy manomboka amin’ny sivy ora maraina. Betsaka ny olana misy hoy iz’ireo ka izay no anton’ny fitakiana fanovΓ na.
β–Ά Raha ny fantatra dia hoavy hanatevin-daharana azy ireo,ny fikambanana sy vondron’olona maro,ary ireo mpiasam-panjakΓ na mivondrona ao anatin’ireo Syndicat manao fitakiana.
β–ΆNisaotra sy nidera ny mpitandro ny filaminana eto Toamasina iz’ireo amin’ny fitandroana ny filaminana ka mandray fepetra manoloana ireo olona manararaotra ny hetsika ka te hanao fandrobΓ na

Related Post

Distrikan’Ambatondrazaka | Akon’ny andron’ny 08 MARTSA

Posted by - mars 8, 2025 0
Β«Β π…π’π­π¨π―π’πšπ§-𝐣𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐒𝐳𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐬𝐲 𝐳𝐚𝐭𝐨𝐯𝐨 𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 » Tsy nahasakana ny rehetra tsy hankalaza tao anatin’ny hafaliana sy…