feonydemokrasia

𝗧𝗼𝗷𝗼 𝗥𝗔𝗠𝗜𝗟𝗜𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗜𝗡𝗧𝗦𝗢𝗔 𝗜𝗦𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗞𝗔𝗡𝗗𝗜𝗗𝗔 𝗛𝗜𝗦𝗢𝗟𝗢𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗚𝗔𝗭𝗘𝗧𝗬 𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗘𝗡𝗜

Posted by - avril 8, 2026
𝗧𝗼𝗷𝗼 𝗥𝗔𝗠𝗜𝗟𝗜𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗜𝗡𝗧𝗦𝗢𝗔 𝗜𝗦𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗞𝗔𝗡𝗗𝗜𝗗𝗔 𝗛𝗜𝗦𝗢𝗟𝗢𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗚𝗔𝗭𝗘𝗧𝗬 𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗘𝗡𝗜 ——– 𝗞𝗮𝗻𝗱𝗶𝗱𝗮 – 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗵𝗶𝘀𝗼𝗹𝗼𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗠𝗽𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗚𝗮𝘇𝗲𝘁𝘆 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗖𝗘𝗡𝗜 𝗻𝘆 𝗻𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗴𝗮𝘇𝗲𝘁𝘆 𝗧𝗼𝗷𝗼 𝗥𝗔𝗠𝗜𝗟𝗜𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗜𝗡𝗧𝗦𝗢𝗔 ——- Tanterahana…
Read More

𝐅𝐀𝐇𝐀𝐓𝐀𝐌𝐏𝐀𝐇𝐀𝐍-𝐉𝐈𝐑𝐎 𝐋𝐀𝐕𝐀𝐑𝐄𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐓𝐒𝐈𝐑𝐀𝐁𝐄 | 𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐓𝐎𝐍𝐘

Posted by - avril 4, 2026
Mahakasika indrindra ilay fahatampahan-jiro lavareny izay niseho tany antsirabe nandritra ny herin’andro lasa teo, dia nitondra fanazavana ny Mpandrindra ny Electicité eto anivon’ny Jirama, Andriamatoa Manda Ny Aina Nomena, nambarany…
Read More

𝐈𝐒𝐓𝐇–𝐄𝐗𝐂𝐄𝐋𝐋𝐄𝐍𝐂𝐄 : 𝐃𝐈𝐀 𝐅𝐈𝐁𝐄𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐀𝐌𝐏𝐈𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐄𝐎𝐑𝐈𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐙𝐀𝐕𝐀-𝐌𝐈𝐒𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐀𝐕𝐀

Posted by - mars 31, 2026
Antananarivo / Morondava — Nanatanteraka dia fibeazana ( 𝙑𝙤𝙮𝙖𝙜𝙚 𝙙’𝙚́𝙩𝙪𝙙𝙚) tany Morondava ny Sekoly Ambony tsy miankina 𝗜𝗦𝗧𝗛–𝗘𝘅𝗰𝗲𝗹𝗹𝗲𝗻𝗰𝗲, ka mpianatra miisa 30 no nandray anjara, ny herinandro lasa teo. Tafiditra…
Read More

𝐓𝐎𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐑𝐎𝐀 — 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐓𝐒𝐈𝐀𝐑𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝟐𝟗 𝐌𝐀𝐑𝐓𝐒𝐀 𝟏𝟗𝟒𝟕 : 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐈𝐙𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐋𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐕𝐄𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐅𝐎𝐔𝐋𝐏𝐎𝐈𝐍𝐓𝐄

Posted by - mars 30, 2026
Mahavelona Foulpointe, 29 Martsa 2026 — Nankalazaina tamim-pilaminana sy amim-pahatsiarovana lalina tao amin’ny Kaominina Mahavelona Foulpointe, renivohitry ny Distrikan’i Toamasina Faharoa, ny tsingerintaona faha-79 nahatsiarovana ny Tolom-panafahana 29 Martsa 1947.…
Read More