VONONA HIROSO AMIN’NY FIFAMPIDINIHANA SY FIFANAKALOZAN-KEVITRA NY ANTOKO TGV

281 0
Nanao fanambarana androany ny antoko TGV fa vonona ny hiroso amin’ny amin’ny fifampiresahana sy fifanakalozan-kevitra ary mangataka ny FFKM izy ireo hanelanelana izany fifampiresahana izany.
Malagasy iray isika ary anisan’ny kolontsaintsika ny fandalana ny Firaisankina sy ny ny fiavanana koa ny firosoana amin’ny fifampiresahana sy fametrahana ny fitoniana no lalan-kizorana hivoahana amin’izao krizy izao hoy izy ireo.
Miantso ny mpisehatra politika sy hery velona rehetra ihany koa izy ireo mba hiezaka hiara-hikaondoha hijery ny vahaolana maharitra izay mahasoa ny Malagasy rehetra.
✍️ Lova Janà

Related Post

𝐊𝐀𝐍𝐃𝐈𝐃𝐀 𝐈𝐑𝐌𝐀𝐑 22 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐊𝐀

Posted by - septembre 22, 2024 0
𝐍𝐀𝐌𝐄𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐀𝐍𝐓𝐎𝐓𝐀-𝐓𝐀𝐑𝐀𝐓𝐀𝐒𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐓𝐒𝐀𝐇𝐀-𝐊𝐎𝐅𝐈𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐊𝐀𝐍𝐃𝐈𝐃𝐀 𝐈𝐑𝐌𝐀𝐑 22 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐊𝐀 Tonga nanontrona ireo kandida ben’ny tanana IRMAR…