Manjakandriana : Mitohy hatrany ny fitakina ataon’ireo Olom-pirenena maro

280 0
Manjakandriana : Mitohy hatrany ny fitakina ataon’ireo Olom-pirenena maro be @ Fanesorana ny Ben’ny tanana  » Volomboasary , » sy ireo Mpanolontsaina
🛑 Maro ireo maharary ny vahoaka ho @izao fitakina ny fialan’i Zandry mahagaga sy ny ekipany izao ary ao anatin’izany ny fakana vola midangana @ireo olona mikarakara antotan-taratasy eo enivon’ity kaominina Manjakandriana ity Raha ny fanazavana.
🛑 Fampidirana mpiasa maro be eo anivon’ny kaominina tamin’ny fomba tsy ara-dalana.
🛑 Manakoako eto Manjakandriana ny hoe : Miala Jocelyn sy ny Forongony.
© Malala Tsaroana

Related Post

FAMPIELEZAN-KEVITRA 𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐈𝐇𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀

Posted by - mai 10, 2024 0
𝐄𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐥𝐚𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐬𝐨𝐥𝐨𝐦𝐛𝐚𝐯𝐚𝐦𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐃𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐧𝐢𝐡𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐤𝐨𝐦𝐢𝐧𝐢𝐧𝐚 19 𝐓𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐨𝐚 𝐧𝐨 𝐡𝐢𝐟𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚,…