feonydemokrasia

MATY NY RENIN’NY GOVERNORAN’I TOLIARA.

Posted by - février 9, 2024
📌 Tonga nitsapa alahelo any Governoran’i Toliara ireo talem-paritra misy ato anatin’ny Faritra Atsimo Andrefana noho ny fahalasan’ny Reniny niteraky azy. 📌 Nitarika ny delegasionina teto ny Prefektioran’i Toliara SOLONDRAZA…
Read More

TOLIARY | TSY FANDRIAM-PAHALEMANA HALATRA MASO

Posted by - février 9, 2024
📌 Rehefa natao ny ivelam-pandrika sy ny fahaiza manaon’ny Zandarimariam-pirenena izay tarihan’ny Komandin’ny Vondrotobi-pileovana Atsimo Andrefana Kolonely Janvier Nadège Doloseny dia tratra ireo nahavanon-doza, mikasika ny famonoana amin’ny feno habibiana…
Read More

FAHATSIAROVANA NY TOLONA 07 FEBROARY 2009

Posted by - février 7, 2024
« Fitiavan-tanindrazana no nahalavo ireo havantsika, mpiray tanindrazana amintsika lavo teny Ambohitsirohitra 15 taona lasa izay, koa rariny raha tsarovana manokana izy ireo androany, omem-boninahitra ary tsy very maina ny rà…
Read More