Toamasina | Hiaraka hifanome tanana ireo Lehiben’ny fokotany ao Tanamborozano, sy ny Polisim-pirenena

357 0
πŸ“ŒResaka fandriam-pahalemana ny resaka eto:
Hiaraka hifanome tanana ireo Lehiben’ny fokotany ao Tanamborozano, sy ny Polisim-pirenena ,ary ny Tale iraisam-paritry ny angovo.
 
πŸ“ŒEfa misy ny paik’ady hapetraka, mba hampihenana ireo trangana tsy fandriam-pahalemana eo anivon’ny fokotany.
Ny PΓ΄lisy manao fisafoana,manampy ny andrimasom-pokon’olona,ary ny Fitaleavana iraisam-paritry ny angovo, hanome jiro hanazavΓ na ny tanana.
 
πŸ†” Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

Antoko Tiako i Madagasikara | Namboly hazo teny Imerinkasinina

Posted by - fΓ©vrier 3, 2024 0
ππ€πŒππŽπ‘πˆπ’πˆπŠπ€ 𝐍𝐘 π•π€π‡πŽπ€πŠπ€ πŒπ€π‹π€π†π€π’π˜ π‡πˆπ’πŽπ‘π€π“π‘π€ 𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 π€πŽ π€ππ€π“πˆπβ€™ππ˜ π‹πˆπ’πˆπŒ-ππˆπ…πˆπƒπˆπ€ππ€ππ€ 𝐍𝐘 π…πˆπ‹πŽπ‡π€ π“π„πŽ π€π‹πŽπ‡π€ πŒπ€π‘π‚ π‘π€π•π€π‹πŽπŒπ€ππ€ππ€ Androany, nandritra ny fambolen-kazo, izay…