CEG MAHABO NOTOLORANA SOLOSAINA SY FITAOVAM-PANATANJAHAN-TENA

732 0

πŸ“Œ Nohon’ny fangatahan’ny talen_tsekoly tamin’ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena Andriamatoa Haja Resampa dia tonga namaly izany ny minisitra ka solosaina miisa telo miaraka amin’ny imprimante iray ary baolina miisa 13 ka 6 baolina kitra ary 7 basket sy fanamiana hilalaovana baolina kitra sy basket miisa 12 no natolotra ny CEG ao Mahabo sy ireo mpanao fanatanjahan-tena mba afahan’izy ireo mivelatra amin’ny fianarana sy fanatanjahan-tena no anton’izao sady ho Fampitaovana ny sekoly ihany koa, ny fitondram_panjakana dia miezaka hatrany mampivoatra ny tanora sy ny sekoly hoy andriamatoa minisitra niaradia taminy nanolotra ireo fitaovana ireo moa ny lehiben’ny fampanoavana ato Morondava, ary tonga nanotrona azy kosa ny lehiben’ny distrikan’ny Mahabo niaraka tamin’ireo OMC ary ny lehiben’ny Cisco notronon’ireo mpampianatra sy mpianatra maro be

πŸ“Œ Velom-pisaorana sy Fankasitrahana ny fitondrana Foibe moa ny mpianatra sy ny mpampianatra ary nanome toky fa hampiasa ireo fitaovana ireo araky ny tokony ho izy.

πŸ“Œ Taorian’ny fanolorana ireo fitaovana ireo moa dia niheno ireo mpianatra mivondrona ao amin’ny fikambana CLUB MITAFA Andriamatoa minisitra ary ka nohon’ny fangatahin’ireto mpianatra ireto dia hamboatra tee-shirt ho an’ireo mpikamban’ny ao amin’io fikambanan’ny mpianatra ity ny minisitra.

πŸ†”  Nangonin’i Ra Pa – Menabe

Related Post

π…πŒπ€π€π“πŒ πŒπ€π‡π€π‰π€ππ†π€ – 𝐓𝐬𝐲 𝐑𝐨 𝐬𝐚𝐑𝐒𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 πŸπ’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨π₯𝐚𝐯𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐦𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐨𝐧𝐚

Posted by - juin 22, 2024 0
π…πŒπ€π€π“πŒ πŒπ€π‡π€π‰π€ππ†π€ – 𝐓𝐬𝐲 𝐑𝐨 𝐬𝐚𝐑𝐒𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 πŸπ’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨π₯𝐚𝐯𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐦𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐨𝐧𝐚 (Nisitraka fampitaovana mamaly filana…