MATY NY RENIN’NY GOVERNORAN’I TOLIARA.

425 0

πŸ“Œ Tonga nitsapa alahelo any Governoran’i Toliara ireo talem-paritra misy ato anatin’ny Faritra Atsimo Andrefana noho ny fahalasan’ny Reniny niteraky azy.

πŸ“Œ Nitarika ny delegasionina teto ny Prefektioran’i Toliara SOLONDRAZA Arson Theodolin Lydore AdorΓ© sy ny Mpanolotsaina manokan’ny Minisitry ny Filaminana anatiny ary ny Solontenan’ny filohan’ny Loholon’i Madaga Luc FINDRAMA.

πŸ†” Nangonin’i  Joachim Ambroise

Related Post

Antoko Tiako i Madagasikara | Namboly hazo teny Imerinkasinina

Posted by - fΓ©vrier 3, 2024 0
ππ€πŒππŽπ‘πˆπ’πˆπŠπ€ 𝐍𝐘 π•π€π‡πŽπ€πŠπ€ πŒπ€π‹π€π†π€π’π˜ π‡πˆπ’πŽπ‘π€π“π‘π€ 𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 π€πŽ π€ππ€π“πˆπβ€™ππ˜ π‹πˆπ’πˆπŒ-ππˆπ…πˆπƒπˆπ€ππ€ππ€ 𝐍𝐘 π…πˆπ‹πŽπ‡π€ π“π„πŽ π€π‹πŽπ‡π€ πŒπ€π‘π‚ π‘π€π•π€π‹πŽπŒπ€ππ€ππ€ Androany, nandritra ny fambolen-kazo, izay…