TOAMASINA : Misy hatrany ny vokatra azon’ny P么lisy mandritran’ny fanaovana fisafoana andro sy alina.

579 0
馃搶 Nanamarika ny Commissariat Central Toamasina ny fahatratrarana lehilahy iray mpanendaka,izay nahatratrarana antsy lava iray miampy telepjone halatra tamin’ny lalam-pasika ambadiky ny gare routi猫re Tanambao V ,ny 09 febroary 2024 tamin’ny 01 ora maraina.
 
馃搶Nisy namany roa hafa kosa no tafatsoka.
Rehefa natao ny fanadihadiana dia hita ny tompon’ilay telephone fa tovovavy iray nohedahin’izy ireo tany @ boulevard Joffre.
 
馃搶 Mitohy ny fikarohana ireo namany ,izay ahina ho mpanao ny asa fanendahana manomboka eny amin’ny morondranomasina, mandrapahatonga amin’ny Tanamakoa lalana, Lyc茅e Francais sy Lyc茅e Technique hatreny amin’ny gare routi猫re Tanambao V iny.
 
馃搶 Nambaran’ny Commissaire Rakotondrainivonona Pan枚el TSIKY, Lehiben’ny Commissariat Central fa 芦聽mitohy ny fanatanterahana ny toromarika avy amin’ny Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka amin’ny fametrahana fandriam-pahalemana eto Toamasina.
 
馃搶 Manentana ny tsirairay mba ho sahy hampandre mpitandro ny Filaminana raha toa ka mahatsikaritra trangana tsy fandriam-pahalemana.聽禄

馃啍 Nangonin’i Claudia Tsitolomy Tena Izy

Related Post

Akon’ny 26 Jona 2025 | Kaominina Ambanivohitra Befasy

Posted by - juin 28, 2025 0
饾悐饾悁饾悗饾悓饾悎饾悕饾悎饾悕饾悁 饾悁饾悓饾悂饾悁饾悕饾悎饾悤饾悗饾悋饾悎饾悡饾悜饾悁 饾悂饾悇饾悈饾悁饾悞饾悩 , 饾悆饾悎饾悞饾悡饾悜饾悎饾悐饾悁饾悕’饾悕饾悩 饾悓饾悗饾悜饾悗饾悕饾悆饾悁饾悤饾悁 饾棥饾棞饾棓饾棭饾棓饾棡饾棓 饾棥饾棳 饾棛饾棓饾棥饾棡饾棓饾棢饾棓饾棴饾棓饾棥饾棓 饾棥饾棳 饾棛饾棙饾棫饾棞饾棤-饾棧饾棞饾棩饾棙饾棥饾棙饾棥饾棓 饾棫饾棓饾棤饾棞饾棥’饾棞饾棫饾棳 饾棫饾棓饾棦饾棥饾棓 饾煯饾煬饾煯饾煴 饾棞饾棫饾棳 Nanomboka ny faha 19 Jiona…