FARITRA MENABE :COACH MPIAHY SA COACH MIADY AMIN’NY JOUEUR ?
Nahagaga ny rehetra ny zava-misy eto Morondava satria tamin’ny fampihofanana ireo mpitondra cyclopousse nokarakarain’ny fikambanana IO’RENALA dia nilaza ny Filohan’ny fikambana fa hisy ny famelomana ireo loko famantarana eny amin’ny…
Read More