CSB2 Antsinanantsena antsirabe | Nisy firehetana

405 0

📌 Nisy firehetana tao amin’ny efitrano fitehirizam_bakisiny tao amin’ny CSB2 Antsinanantsena Antsirabe tokony ho tamin’ny 6ora maraina teo, may avokoa ny fitehirizam_nakisiny rehetra sy nyy fitaovana tao amin’ny birao araka ny fanazavana netin’i mĂ©decin Inspecteur Lalao RASANDRATANA Tonga ara_potoana kosa ireo mpamonjy voina avy eo anovon’ny commune Ambonivohitra Antsirabe ary nalaky voafehy ny afo Mbola tsy voafarira kosa oe inona marina no nahatonga izay firehetana izay fa mbola eo apanaovana ny fanadihadiana

🆔 Nangonin’i Hanitra

Related Post

Croisade Jesosy Manasitrana Diego.

Posted by - mars 1, 2024 0
Fitoriana Filazantsara sy famoahana devoly Ary fanasitranana ho an’ny marary niarahana tamin’ny Envanjelista DAG Heward Mills tao amin’ny stade Manarapenitra…