✓ NAMONDRONA IREO EKIPA ENY AMIN’NY FOKOTANY NY VOVONANA FIRAISAKINA MORONDAVA

261 0

►Hafahana mizara ny asa dia namondrona ireo ekipa fototra ireo antoko mivondrona ao anatin’ny vovonana firaisankina Morondava ny Kandida Mamy Claver ka nandritra izany no nilazany fa vonona tanteraka ny  hiatrika fifidianana ny vononana firaisakina sy ny mpiara-dia aminy

 ►  Nilaza koa andriamatoa Maharo Jean izay lisitra faha roa ny  kandida ny Firaisakina fa izay olon’ny antoko TIM tsy manohana ny kandidan’ny Firaisakina dia efa tsy TIM intsony izy zany satria tsy manaraka ny fitsipiky ny antoko

Related Post

FAMPIELEZAN-KEVITRA 𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐈𝐇𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀

Posted by - mai 10, 2024 0
𝐄𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐥𝐚𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐬𝐨𝐥𝐨𝐦𝐛𝐚𝐯𝐚𝐦𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐃𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐧𝐢𝐡𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐤𝐨𝐦𝐢𝐧𝐢𝐧𝐚 19 𝐓𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐨𝐚 𝐧𝐨 𝐡𝐢𝐟𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚,…