TOAMASINA: Ravan’ny Zandary ny tambazotra mpangalatra moto.

412 0
TOAMASINA: Ravan’ny Zandary ny tambazotra mpangalatra moto. Moto fito no azo ary olona telo no voasambotra
 
πŸ‘‰ Ny lehilahy iray dia tratra tao morarano niaraka tamina moto roa,ary rehefa notohizana ny fanadihadiana dia lehilahy iray no tratra tao Mangarivotra ary moto dimy tsy nisy taratasy no hita taminy.Ny lehilahy iray tao Mangarano no voatondro fa namany.
 
πŸ‘‰Marihana moa fa izy ireo dia tompon’antoka amina fanafihana mpitondra moto,ary ny iray dia efa mpamerin-keloka araka ny fanazavan’ny GPHC RIVO Andriamilamina,Kaomandin’ny Tobim-paritry ny Zandarimaria Toamasina.
 
Ity farany izay manao antso ho an’izay very moto mba handalo ao amin’ny Biraon’ny Brigade GN Toamasina,miaraka amin’ny taratasy fanamarinana.Ary manentana ny tsara sitrapo mba hanome loharanom-baovao mahakasika ireo olon-dratsy satria mbola misy ny karohina.
 
Nangonin’i Claudia Tsitolomy
 

Related Post

ESTIIM’ MIZARA HAFALIANA

Posted by - dΓ©cembre 19, 2023 0
  Hetsika iray manan-danja no nokarakarain’ny mpianatra, session d’étΓ©, ao amin’ny oniversitΓ© tsy miankina ESTIIM’ taona voalohany L1 amin’ny taranja…

π‘³π’Šπ’†π’–π’•π’†π’π’‚π’π’• 𝑹𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑡𝑨𝑴𝑩𝑰𝑡𝑰𝑡𝑨 𝑯𝒆𝒓𝒏𝒐𝒍𝒅 | π“π€π†ππ€πŒπ€π‘πŽ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πˆπ€πŒππ€π‡π€π‹π„πŒπ€ππ€

Posted by - avril 19, 2025 0
πƒπ’π¬π­π«π’π€πš πŒπŽπ‘π€πŒπ€ππ†π€ 𝐊𝐚𝐨𝐦𝐒𝐧𝐒𝐧𝐚 π€π¦π›πšπ§π’π―π¨π‘π’π­π«πš ππ„πŒππ€π‘π˜ π“π€π†ππ€πŒπ€π‘πŽ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πˆπ€πŒππ€π‡π€π‹π„πŒπ€ππ€ -π™πšπ§ππšπ«π’π¦πšπ«π’πšπ¦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐍𝐚𝐬𝐒𝐨𝐧𝐚π₯𝐲 πŒπŽπ‘π€πŒπ€ππ†π€ πŒπ€π…πˆ Ny π‘³π’Šπ’†π’–π’•π’†π’π’‚π’π’• 𝑹𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑡𝑨𝑴𝑩𝑰𝑡𝑰𝑡𝑨 𝑯𝒆𝒓𝒏𝒐𝒍𝒅 izay lefitry ny…