Lalam-pirenena faha-32 | adiny 10 mahery lany raha miainga avy ao Mandritsara
π Lalam-pirenena faha-32, mampifandray distrikan’i Mandritsara, Befandriana Avaratra ary Antsohihy. Adiny 10 mahery lany raha miainga avy ao Mandritsara hatreo amin’ny lalam-pirenena faha-6 hiditra Antsohihy. Mandany 24 ora ny fiara…
Read More