Fanjonoana dingadingana tsy ara-dΓ lana tao Seychelles.

593 0

πŸ“Œ Fanjonoana dingadingana tsy ara-dΓ lana tao Seychelles.

πŸ“Œ Mpanjono Malagasy 164 no tratra nanjono tsy ara-dΓ lana ,nopotehana ilay Sambo izay nahatratrarana azy ireo , hany ka natao tao anaty Sambo iray ary nalefa aty Antsiranana mba ho tsaraina.

πŸ“Œ Ny Sabotsy 10 Febroary 2024 no nigadona teto amin’ny seranan- tsambo ireto farany ary ao amin’ny gymnase couvert no napetraka izy ireo mandra-paviany fitsarana.

πŸ†” Nangonin’i Sela Fanambarana

Related Post

Amparafaravola, nitrangana Kidnaping

Posted by - juin 5, 2024 0
π‹π€π‡πˆπ‹π€π‹π˜ π‘πŽπ€ 𝐋𝐀𝐒𝐀𝐍’𝐍𝐘 πŒππ€ππ€πŽ πŠπˆπƒππ€πππˆππ† π“π€πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππŽπƒπˆπ‘π€ππŽ/πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’π€πŒππ€π‘π€π…π€π‘π€π•πŽπ‹π€ Ny alin’ny Talata 04 Jona 2024 tokony ho tamin’ny sivy ora…