Nanokatra izany ofisialy ny talem-paritry ny serasera sy ny kolontsaina Matsiatra Ambony niaraka amin’ny Filohan’ny OJM ary ny tale vonjimaika ny ONG Ilontsera.
Amin’ilay Mahaaloke,karakarain’ny Ilontsera, firaha-miasa amin’ny OJM tohanan’ny Unesco.
Tapaka nadritra ny adim-pamataranandro maromary ny lalam-pirenena faha -9 mampitohy ny Renivohitrβi Toliara sy kominina maro hatrany Bevoay iny. Hazo…