๐๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐๐๐ : ๐๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ฆ๐๐ซ๐จ๐ฆ๐๐ซ๐จ ๐ฆ๐ข๐ญ๐๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ฆ๐จ๐ญ๐ฌ๐จ๐ซ๐๐ง๐ ๐ญ๐จ๐ฏ๐จ๐ฅ๐๐ก๐ฒ ๐ข๐ซ๐๐ฒ ๐ฏ๐จ๐๐ญ๐๐ณ๐จ๐ง๐ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐ค๐๐จ๐ฆ๐ข๐ฌ๐๐ซ๐ข๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฉ๐จ๐ฅ๐ข๐ฌ๐ฒ
Nanao fihetsiketsehana teo anoloanโny biraonโny kaomisarianโny polisy ao Antsirabe ny olona maromaro avy ao aminโny fokontany Andafy, atsimonโny orinasa STAR, ho fitakiana ny famotsorana tovolahy iray namanโizy ireo, izay voalaza…
Read More