ππ’ππ’π§π πππ ππ«π’ππ«π² ππ¨π§π£π π§π² πππ₯πππ‘π’ππΒ Β» : ππ’ππ§ππ¬π¨ π―π¨π§π£π² ππ¦π’π§’π§π² π¦π©π’ππ¨π§ππ«π π’π«ππ¨ π¦π©π’ππ«ππ§ππ«ππ€π
Miantso ny tompon’andraikitra any amin’ireo Distrikan’i Ambositra, Manandriana ary Ambatofinandrahana ireo mpitrandraka sy mponina voakasika mba hijery akaiky ny olana sedrain’izy ireo amin’ny fivarotana vato malachite. Araka ny fitarainan’izy ireo,…
Read More