feonydemokrasia

Posted by - novembre 14, 2024
Tonga androany 14 novambra, sidina in-droa miantoana ireo antontan-taratasy saropady hampiasaina amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna sy Mpanolotsaina ho tontosaina ny 11 Desambra 2024 ho avy izao. Natonta tao Afrika Atsimo.…
Read More

: HANAMARIKA NY FAHA_50 TAONANY.

Posted by - novembre 14, 2024
 Tombanana ho 20 isanjaton’ny malagasy no mpino silamo ary tato anatin’ny 05 taona farany dia nihazakazaka ny fidiran’olona tamin’ny finoana silamo. Any Diégo,Majunga ary eto Antananarivo renivohitra (67ha) no tena…
Read More

𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 – 𝗢𝗥𝗜𝗡`𝗔𝗦𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗕𝗢𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔 𝗞𝗜𝗟𝗔𝗡`𝗡𝗬 𝗔𝗙𝗢 𝗧𝗔𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗧𝗜𝗡`𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗧𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗢𝗛𝗬

Posted by - novembre 14, 2024
✦Kila tsy misy azo ampisaina fitaovana lafo vidy ireto rehefa nisehoana hain-trano ny toerana nisy azy ao Ankiakabe kaominina Ambanivohitra Ambalakirajy distrikan`i Mandritsara. Alin`ny alatsinainy 11 novambra tokony tamin`ny 2…
Read More

Toamasina | Taom-piotazana letchis

Posted by - novembre 14, 2024
Miisa 28 ireo orinasa mpanondrana letchis nahazo fazahoandalàna, raha miisa 941 ny fahazoan-dalàna nivoaka avy amin’ny Faritra Atsinanana. Nizotra amim-pilaminana ny fanokafana ny taom-piotazana tamin’ny fomba ôfisialy omaly ary voahaja…
Read More

FARITRA BONGOLAVA. Asa fampandrosoana.

Posted by - novembre 13, 2024
Natolotra ofisialy ho an’ny vahoaka sy eo anivon’ny fiadidinan’ny tanànan’i Tsiroanomandidy, ireo lalalana rary vato maneran’ireo Fokontany maro eto Tsiroanomandidy renivohitra, izay nataon’ny Fiadidian’ny Faritra Bongolava. Tonga nifanotrona nandritra izany…
Read More

𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 – 𝗢𝗟𝗢𝗡-𝗗𝗥𝗔𝗧𝗦𝗬 𝗥𝗢𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗥𝗢𝗡-𝗧𝗔𝗩𝗔 𝗡𝗔𝗠𝗜𝗥𝗔 𝗭𝗔𝗩𝗔-𝗠𝗔𝗥𝗔𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗞𝗜𝗭𝗬 𝗩𝗔𝗩𝗬 𝗥𝗔𝗩𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗡𝗜𝗔𝗡𝗧𝗥𝗔

Posted by - novembre 12, 2024
Tovovavy 14 taona, mpianatra amin`ny CEG Tsaravony Marie Jeanne (Sahavoay) Mandritsara maratra amin`ny vozon-tanana, voafira tamin`ny zava-maranitra androany talata 12 novambra hariva tamin`ny 5 ora mahery teo rehefa rava avy…
Read More