Related Post
Commune Rurale Alasora| Nisy nangalatra varavaran’ny sehetra maintso
Fampahafantarana Ampahafantarina isika fa nisy nangalatra omaly Alakamisy alina 07 Desambra 2023 ny varavaran’ny sehetra maintso: varavarana vy miloko mena,…
𝐆𝐥𝐨𝐛𝐚𝐥 𝐌𝐨𝐧𝐞𝐲 𝐖𝐄𝐄𝐊-𝐆𝐌𝐖
Firenena maherin’ny 176 maneran-tany no mankalaza ny herinandro maneran-tany momba ny vola na ny « Global Money WEEK-GMW » isan-taona. Ho…
Tobim-piantsonana Andohatapenaka
Miankina amin’ny mpamily ny 80 isanjato eny amin’ny lalana hoy ny tompon’andraikitra eo anivon’ny tobim-piantsonana Andohatapenaka Andriamatoa Fidy RANAIVOSON. Manentana…
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐃𝐚𝐡𝐚𝐥𝐨 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐥𝐚𝐯𝐨𝐧`𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐧𝐝𝐚𝐫𝐲 𝐭𝐚𝐨 𝐌𝐚𝐫𝐨𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨
Dahalo iray nangalatra omby tao Amparihibe Marotandrano distrikan`i Mandritsara maty lavon`ny balan`ny zandary io takariva io. Araka ny loharanom-baovao, nisy…
Lalam-pirenena faha-32 | adiny 10 mahery lany raha miainga avy ao Mandritsara
📌 Lalam-pirenena faha-32, mampifandray distrikan’i Mandritsara, Befandriana Avaratra ary Antsohihy. Adiny 10 mahery lany raha miainga avy ao Mandritsara hatreo…


