Toamasina, zaza tsy ampy taona nifanao valifaty

236 0
π“π«πšπ§π πšπ¦-𝐩𝐒𝐚𝐫𝐚𝐑𝐚𝐦𝐨𝐧𝐒𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 ππžπ­πšπ’π§π¨π¦π›π²: 𝐀𝐧𝐀𝐒𝐳𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐒𝐟𝐚𝐧𝐚𝐟𝐒𝐀𝐚 𝐀𝐚 𝟐 𝐧𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐒𝐫𝐚𝐲 𝐦𝐒𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐲.
Samy mbola mpianatra iz’ireo,ary ankizilahy eo anelanelan’ny 12 hatramin’ny 15 taona. Nanao lalao baolina kitra , ady vola ka nandresy ny ekipan’ny andaniny,tamin’iny herinandro lasa teo iny.
Tsy nahazaka resy anefa ny ankilany ka nikonokona valifaty.
Omaly zoma taminy efatra tolakandro rehefa avy nirava nianatra iz’ireo,dia nenjehin’i akilany (ekipan’ilay resy), ny andaniny ( ekipa nandresy) tsy nanampo na inona na inona akory.
Nitondra hazo sy antsy ilay ekipa resy,ka nofirainy ny namany ary roa naratra,fa ny iray niezaka niaro tena ihany ka mangana ny vatany.
Androany no nivory ny Ray amand-renin’ny andaniny sy ny ankilany ary nanao raharaham-pihavanana,raha mbola karohina kosa ilay iray nitondra antsy be nandratra ireo ankizy roa.
Mila fandraisana andraikitra hentitra ny zavatra tahaka izao satria raha mitohy dia miteraka tsy fandriam-pahalemana eo anivon’ny Sekoly sy ny Fokotany.

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐅𝐨𝐀𝐨𝐧𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 amin’ny 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 11 π§π’πŸπšπ«π’π¦π›π¨π§πš 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐒𝐧𝐚 π₯πšΜ€π₯𝐚𝐧𝐚 π¬π’π¦π›πš 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐑𝐍32 𝐛𝐒𝐬

Posted by - avril 18, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐅𝐨𝐀𝐨𝐧𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 amin’ny 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 11 π§π’πŸπšπ«π’π¦π›π¨π§πš 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐒𝐧𝐚 π₯πšΜ€π₯𝐚𝐧𝐚 π¬π’π¦π›πš 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐑𝐍32 𝐛𝐒𝐬 (π‘΅π’‚π’π’‚π’Žπ’‘π’š π’Šπ’“π’†π’ π’‡π’π’Œπ’π’π’π’π’π’π’‚ π’•π’‚π’Žπ’Šπ’`π’π’š π’‡π’Šπ’‚π’•π’“π’†π’‰π’‚π’π’‚ π’Šπ’›π’‚π’π’š…

π…πˆπ‡π€ππ€π‡π€π`𝐍𝐘 π•πˆπ‡/π’πˆπƒπ€ π„π“πŽ πŒπ€ππƒπ‘πˆπ“π’π€π‘π€

Posted by - fΓ©vrier 20, 2024 0
π…πˆπ‡π€ππ€π‡π€π`𝐍𝐘 π•πˆπ‡/π’πˆπƒπ€ π„π“πŽ πŒπ€ππƒπ‘πˆπ“π’π€π‘π€ – 𝐍𝐒𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐫𝐒𝐀𝐚𝐬𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 π­π¨π¦π›πšπ§πš 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐞π₯πšπ›πžπ₯𝐚𝐫𝐚𝐧~𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 π¦π¨π¦π›πš 𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐒-𝐦𝐒𝐟𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐒𝐭𝐲  …