Fanabeazana ππ§π’π―ππ«π¬π’ππΜ ππ ππ¨ππ¦ππ¬π’π§π: πππππ©πππ«ππ€π π§π² « πππ ππππ πππ π π¦ππ’π¦ππ’π¦-π©π¨ππ§π. Posted on novembre 23, 2024 at novembre 23, 2024 by feonydemokrasia 344 0 Androany faha 22 novambra 2024, dia nidina ifotony teny amin’ny Campus Barikadimy Toamasina, ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny Paositra ary ny Fifandraisan-davitra, Ramatoa DELMOTTE StΓ©phanie, notroninβny Mpandrindra ny Sampana miady amin’ny kolikoly eo aminβny Ministeranβny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Atoa RABOTOMANASA Steve Patrick,nametraka ny WIFI ahafahan’ireo mpianatra misitraka connection internet maimaim-poana. Ny tanjona dia ahafahan’ireo mpianatra manao fikarohana mifandraika amin’ny fianarana izay ataony. Voavaly ny fangatahan’ny mpianatra satria efa ela iz’ireo no naniry hisitraka Wifi mba ahafahana manao Connection internet. Nisaotra ny Fitondram-panjΓ na ny Filohan’ny UniversitΓ© de Toamasina,Pr DINY Razanakolona. Ramatoa Sekretera Jeneralin’ny Faritra Atsinanana ihany koa dia nanamafy ny fisaorana ho an’ny Rtoa Minisitra ,satria zava-dehibe ny fanatsarΓ na ny kalitaon’ny fampianarana omena ny mpianatra. Nangonin’i Claudia Tsitolomy Tena Izy
πππππππ ππ πππππππ π.π.π.π.π ππ πππππππ ππππππππππππππ Posted by feonydemokrasia - dΓ©cembre 13, 2024 0 Andiany faha 09 nitondrana ny anarana T.I.A.N.A ( Tandroviko Isan’Andro Ny Aina) no navoakan’ny INSPALM (Institut SupΓ©rieur des ParamΓ©dicaux Alaotra…
CISCO MORONDAVA NAHAZO DABLIO 20 ISA NY EPP TSIMAVAOBE Posted by feonydemokrasia - mars 24, 2025 0 Β Notolorana dablio miisa 20 androany ny EPP Tsimavaobe ao amin’ny ZAP Morondava 4 ka tonga nanolotra izany ny solombavambahoakan’ny Madagasikara…
MORONDAVA NISITRAKA FIHOFANANA AMIN’NY ADY AMIN’NY HERISETRA IREO MPANAO GAZETY Posted by feonydemokrasia - janvier 30, 2024 0 π Mpanao gazety Miisa 13 miasa amin’ny haino vaky jery ato Morondava no nisitraka fihofanana mikasika ny ady amin’ny herisetra…
FOIBE FITSARANA FIARAKODIA | NAMPIOFANINA IREO MPITONDRA MOTO Posted by feonydemokrasia - janvier 30, 2024 0 FAMPIANARANA SY FANOFANANA IREO MPITONDRA MOTO NIARAHANβNY TOTALENERGIES MARKETING MADAGASCAR SY NY FOIBE FITSARANA FIARAKODIA (DGSR). π Ho fisorohana…
SEKOLY AMBONY KATOLIKA ASJA MORAMANGA Posted by feonydemokrasia - octobre 1, 2024 0 Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy n’y Alatsinainy faran’ny volana septambra teo ny « universitΓ© catholique ASJA MoramangaΒ Β», sekoly Ambony eo ambanin’ny fiahian’i…