π πππ-πππππππ| π ππ ππππππππ-πππππππππ πππ’ππ ππππππ-ππππππππ πππππππππππππ πππππππππ
Tao anatin’ny firahalahiana sy mangarahara ny fifamindram-pitantanana teo amin’Andriamatoa; RANDRIANIAINA Georges Mamy Ben’ny tanana teo aloha sy Andry ANDRIAMAHASORO Ben’ny tanana voafidy mitantana ny Kominina amin’izao fotoana izao. Nasaina manokana…
Read More