FaritraBongolava | Teo ambany fiahian’ny Fiadidian’ny Faritra Bongolava
Teo ambany fiahian’ny Fiadidian’ny Faritra Bongolava, ny Prefektioran’i Tsiroanomandidy, ny Kaomina ambonivohitr’i Tsiroanomandidy. Notontosaina anio faha 15 martsa 2025 ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny fiarovana ny zon’ny mpanjifa.…
Read More