FORT-DAUPHIN | 饾棥饾棳 饾棓饾棢饾棓 饾棭饾棙饾棢饾棦饾棥饾棓 饾棥饾棦 饾棓饾棥饾棫饾棦饾棡饾棳 饾棥饾棳 饾棓饾棥饾棡饾棙饾棝饾棞饾棫饾棩饾棞饾棥饾棳 饾棪饾棳 饾棥饾棳 饾棝饾棦 饾棓饾棭饾棳

174 0
Soamadebo, Kaominina Ranopiso, Distrika Tolagnaro – FARITRA ANOSY
Niara nientana ny Faritra An么sy izay tarihin’i Ramatoa Goverinora Voahary RAKOTOVELOMANANTSOA miaraka amin’ireo tompon’andraiki- mpanjakana eto an- toerana, nanamarika ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny andro nasionaly ho fanaraha- maso ireo hazo novolena sy fametrahana aro afo hisorohana ny doro tanety.
Izany dia tafiditra ao anaty ny paik’ady ny fitondram- panjakana ho fiarovana ny valan- javaboary sy ny tontolo iainana mba hahamaintso indray an’i Madagasikara, iarahana amin’ny Ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain- jafy miaraka amin’ireo mpiara- miombon’antoka maro samihafa.
聽禄 Ndao ho kolokoloina ny ala mba hikolokoloany ireo tarana- tsika afara聽禄, hoy Ramatoa Goverinora nanentana ireo vahoaka ato anaty ny faritra An么sy ary nisaotra sahady ireo ezaka hifarimbonan’ny tsirairay amin’ny fiarovana ny tontolo iainana.
Nangonin’i ARRONE KENNEDY聽

Related Post

Faritra Amoron’i Mania | nokoloina ireo zanaka hazo voavoly

Posted by - mai 11, 2025 0
饾悈饾悎饾悡饾悁饾悑饾悇饾悁饾悤饾悁饾悓-饾悘饾悁饾悜饾悎饾悡饾悜饾悩 饾悕饾悩 饾悡饾悗饾悕饾悡饾悗饾悑饾悗 饾悎饾悁饾悎饾悕饾悁饾悕饾悁 饾悞饾悩 饾悕饾悩 饾悈饾悁饾悘饾悁饾悕饾悆饾悜饾悗饾悞饾悗饾悁饾悕饾悁 饾悑饾悗饾悤饾悁饾悎饾悕-饾悏饾悁饾悈饾悩 饾悁饾悓饾悗饾悜饾悗饾悕’饾悎 饾悓饾悁饾悕饾悎饾悁 饾懙饾懆饾懟饾懚饾懘饾懇饾懚饾懖饾懆 饾懟饾懆饾懘饾懓饾懙’饾懙饾拃 饾懎饾懚饾懘饾懇饾懆 饾懚饾懎饾懓饾懞饾懓饾懆饾懗饾拃 饾懙饾拃 饾懎饾懓饾懖饾懚饾懗饾懚饾懖饾懚饾懗饾懚饾懆饾懙饾懆 饾懙饾拃 饾懐饾懆饾拋饾懚 饾懡饾懚饾懆饾懡饾懚饾懗饾拃 岽⑨磸岽嶀磤…