FAMETRAHANA MILINA FANODINANA VOAMAINA HO LAFARINA ANY AMBATOBOENY
FARITRA BOENY DISTRICT AMBATO-BOENY Tafapetraka ao Ambatoboeny ny milina fanodinana voamaina ho lasa lafarina, ka anisan’izany ny Lojy izay mampalaza an’Ambatoboeny. Tamin’ny “Appel à manifestation d’intérêt” avy amin’ny tetikasa ODOF…
Read More