Tsy nisy anarana na taratasy manamarina io sambo io, fa hita fa mitondra laharana PPC 5820-OL-12.
Teratany maorisianina telo no tao anatiny. Nilaza izy ireo fa nanaovana fitsapana an-dranomasina ilay vedette, ary nony avy eo dia nitsingevana nandritra ny 19 andro ka tonga taty amin’ny morontsirak’i Madagasikara.
Na dia nandeha an-dranomasina nandritra izany fotoana lava izany aza, dia samy salama tsara izy telo, tsy nisy soritr’aretina, tsy nisy famantarana loza na fahavoazana.
Anio Sabotsy 31 Aogositra 2024 no nanatanterahana ny lanonana fanolorana sy fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny mpandrindram-paritry ny fikambanana AFF…
Tonga maro teny Antaninarenina sy Analakely ary filaharam-be no niditra tao an-tokotanin’ny lampam-panjakana Ambotsirohitra izay voaraka tsara ka nosokafan’ny fandidiana…
Notanterahina tamim-pomba miavaka teto Morondava androany 8 Mai ny fankalazana ny Andro isaisam-pirenena ho an’i Croix-rouge sy Croissant rouge. Hetsika…